Ny Fikambananay

    68 ny isan’ny masera ato amin’ny fikambananay.

    • Avy amin’ny firenana maro samihafa izahay, ary ny fomba fiteny iombonanay amin’ny Eglizy maneran-tany  dia: Ny fitiavana.

    Ireo firenera fiavaianay:

    • Danimarka, Alemiana, Equateur, Finland, Guatemala, Italie, Colombie, Madagasikara, Mexico, Nicaragua, Pay-Bas, Perou, Pologne, Rwanda, Suice, Slowaky, Tscheka, Hongrie,USA ary Congó.

    Manana trano telo ny fikambananay

    PERÒA

    masera 32

    ALEMIANA

    masera 17 

    SPAGNE (eo an-dalam-panamboarana)

    masera 18

    © 2017 Hermanas de Claraval. All rights reserved

    Impressum