• Md. Bernard de Clairvaux.

  • “ Ho ahy, Ianao dia zavatra roa, Jesoa Tompo; fitaratry ny fahoriana sy valisoa ho an'izay ory. Izy roa ireo dia antso mahery sy fandrisiana mampientanentana. Ianao mitantana ny tanako  ho amin’ny ady amin’ny ohatry ny fitiavam-bavaka; ianao no mametraka satro-boninahitra eo ambonin’ny lohako taorian’ny fandresena eo anatrehan’ny fiandriananao... satria manantena aho fa Ianao no fehilohako... hifaly ho Anao aho ary afaka hilaza hoe: “Nifaninana tamin’ny ady mendrika aho.”                                                                                                            Saint Bernard de Clairvaux.

  • Ho an’i Md. Bernard dia tsy misy lalana lavitra ezaka handehanana  mba ahafahana ho tonga olon‘i Kristy. Ny fitiavany an’Andriamanitra dia tsy mitsahatra ny manintona, tao anatin‘ny 1000 taona, olona ho an’i Kristy toy ny fijoroany vavolombelona amin’ny fitiavana, ny fahatsorana, ny fanetren-tena, ny fahalalahana ho an’Andriamanitra, ny hafaliana ao amin’ny Fanahy Masina, ny fanekeny sy fahatokiany ny Ray Masina ary ny Eglizy dia manome haingam-panahy ho amin’ny fikambananay.

© 2017 Hermanas de Claraval. All rights reserved

Impressum