Ikaona

Ao amin’ny trano any Alemaina, na dia eo aza ny asa izay efa voalaza dia, mandoko labozia kely, labozia antonony ary lehibe miaraka amin’ny haingo, ikaona ary broderia petakofehy amin’ny lamban’ny lutrin. Raha ohatra ka  mahaliana anareo ireo dia afaka mifandray aminay amin’ity adresy ity: Herz Jesu Kloster 

(Tel.: +49-211-1697-162 Fax: +49-211-1697-190

© 2017 Hermanas de Claraval. All rights reserved

Impressum