Fitoriana ny Evanjely tsy misy fetra

1.

Antsom-pitiavana no niantsoan’Andriamanitra anay tsirairay. 


2.

Ny  olona tsirairay dia malalaka ny amin´ny fanampahan-kevitra amin’ny famaliana izany fitiavana Azy sy ny fanekena izay niantsoana amin’ny fanolorana  amin’ny fiainany.

    3.

    Vokatr’izany,io fitiavana mamindra fo io dia manasitrana, manova ary mandrisika.


    4.

    „Tsy tianay ny mitazona sy mitahiry izany ho anay irery.“ (Papa Benoit XVI)

    5.

    Noho izany ny fiainanay dia apetrakay eo am-pelatanan’Andriamanitra amin'ny antso maha-misionera anay . 


    6.

    Ato amin’ny monastera dia mivavaka izahay ho an’ireo izay tsy afaka mivavaka, ho an’ireo tsy mivavaka intsony, ho an’ireo izay tsy manam-potoana hivavahana, ary ho an’ireo izay tsy mba misy mpivavaka.

    7.

    Ny fiainanay dia tsotra sy ao anatin’ny fahanginana, izay mampiseho ny fitiavan’Andriamanitra ny olombelona rehetra hita taratra ao amin’ny fikambanana.


    8.

    Ny tanjona tokana, dia ny fanomezana voninahitra an‘Andriamanitra ary fampitana ny fanantenana amin’izao tontolo izao. 


    Izahay dia manara-dia an’ireo Ray am-panahinay,

    dia Md. Benoit, ary ireo Ray cisterciens.

    © 2017 Hermanas de Claraval. All rights reserved

    Impressum