Asa

Ny tapak'andro hariva dia natokanay ho an'ny asa. 

Hifampizaranay ny asa ao an-dakozia,  ny fanasana lamba,  ny  sakristy, ny fiandraiketam-bola, ny fanjairana...

ny fandokona, ny fanaingona labozia, ny tranom-boky bibliotheque ny fambolena, ny asa fandraisam-bahiny ary ny zaridaina.

Mandritra izany asa izany izahay dia mandinika amin-pahanginana ny tenin'Andriamanitra ao am-ponay. 

© 2017 Hermanas de Claraval. All rights reserved

Impressum